|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  katso
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka] volomparasy (loko)
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  102  Ny Loko

Teny iditra (2/5)103  katso
Sokajin-teny  104  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  105  [1.1] Marani-doha
Mpitati-teny, mpitati-bolana hampisaraka ny fihavanana
Fanazavàna teny anglisy  106  [1.2#323] having a sharp point or head
Fanazavàna teny frantsay  107  [1.3#319] pointu; qui a la langue délié, méchante; rapporteur, semeur de discorde
Sampanteny 
108  Anarana :
109  Mpamaritra :
Tovy hevitra  110  katsokatso

Teny iditra (3/5)111  katso
Sokajin-teny  112  anarana
Fanazavàna teny frantsay  113  [1.5#168] action de bloquer, d'empêcher
Anaran-toerana 

Teny iditra (4/5)115  katso
Sokajin-teny  116  anarana
Fanazavàna teny frantsay  117  [1.19] [Tankarana] nom d'une plante à caoutchouc.
Voambolana  118  Haizavamaniry
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (5/5)120  katso
Sokajin-teny  121  anarana
Fanazavàna teny frantsay  122  [1.196] (de katso : qui sème la discorde ; les écorces amères sont à employées à préparer des boissons alcooliques). Hazunta modesta (Baker) Pichon (Apocynaceae). [Bara]
Voambolana  123  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  125  atsok, katso, kotsa, tsako, tsoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02