|
|
|
|

Teny iditra1  maitso tanora
Singan-teny  2  maitso, tanora
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] maitso matsora
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] vert tendre clair
Ohatra  6  maitso tanora ny lokon' ny rindrina ary manga antitra ny fanambaniny [2.332#15]
7  Ny fijeriko an' i Soa aloha, dia tsy mahita kilema mitakosona azoko hahosotra azy aho, saingy raha sitrak' ise ny mavokely, aoka kosa aho hankafy ny maitso tanora [2.5#46]
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07