|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  mavo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] vony vasobasoka: Tianao ve itỳ lopotra mavo itỳ raha hanaovana zipo?
malotoloto: Mavo ery izany ranjonao izany fa andeha sasao,
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] any dull light color such as grey or tan
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] jaunâtre, gris brun, sale
6  [1.8] couleur clair jaunâtre, brunâtre, grisâtre
Ohatra  7  Manopy mavo sy milaingo mena toa hamony fahavaratra ny foto-manga midoroboka. [2.470]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  164  Ohabolana misy io teny mavo io
Tsanganana sy sary iray takila  165  Ny Loko

Teny iditra (2/4)166  mavo
Sokajin-teny  167  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  168  [1.1] mosary lehibe
Fanazavàna teny frantsay  169  [1.3] méprisé
Sampanteny 
170  Matoantenin' ny mpanao :
171  Anarana :
172  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/4)174  mavo
Sokajin-teny  175  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  176  [1.3] terme honorifique donné à la souveraine

Teny iditra (4/4)177  mavô
Sokajin-teny  178  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  179  [1.78] [Tambahoaka] masiso

Fivaditsoratra  180  avom, mavo, mavô, ovam, voam

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30