Teny iditra | 1 volombatolalaka |
Singan-teny | 2 volo, vatolalaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Volondavenona tanora |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a greyish color |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] couleur grisâtre 7 [1.13] gris 8 [1.196] « couleur des graines de vatolalaka », c'est-à-dire d'un gris bleuâtre |
Ohatra |
9 Mandrara-boa an-tanimena ny lahin-taretra amoron-dalana ary mitsangana eo amin' ny hamandoan' ny zezika ny holatra fotsy sy volombatolalaka. [2.470#15] |
Kamban-teny |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
109 Ny Loko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |