Teny iditra (1/3) | 1 fiana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 mena vasobasoka [Taimoro]
[1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 of a brownish red [Provincial]
[1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 brun. [Tankarana]
[1.19] |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Teny iditra (2/3) | 40 fiana |
Sokajin-teny | 41 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
42 hazandrano [Tanosy]
[1.78] 43 Karazan-kazandrano maro [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
44 the name given to certain fish, of which there are the following kinds: fiamalandy, fiamandry, fiamangataka, fiamangidy, fiambola, fiambazana, fiampotsy, fiandava, fiantandroka [Provincial]
[1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
45 nom de plusieurs espèces de poissons [1.3#167] |
Ohatra |
46 Tanànan' ny mpanarato io tanàna kely io, ka lasa ny lehilahy matanjaka nanjono fiana mena any ampovoan-dranomasina lavitra any! [2.499] |
Voambolana |
47 Haibiby: trondro |
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (3/3) | 50 fi~ana |
Sokajin-teny | 51 tsirinteny saradroa |
Fivaditsoratra | 52 afina, anifa, fania, fiana, fi~ana, afina, anifa, fania, fiana, fi~ana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |