Teny iditra | mangoraka (horaka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Malahelo olona ory na mijaly na sahirana mafy ka mitady izay hamonjena azy: Mangoraka ny mahantra io vehivavy io [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny mitovy hevitra | mangorakoraka | ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | mangoràka (horàka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mena mivaivay, mangatrakatraka [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |