Teny iditra | vadiko > vadina (vady) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Alaina ho vady: Zazavavy tsy azo vadina iny fa ratsy toetra izaitsizy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on épouse: Tsy azonao vadina io zazavavy io (Vous ne pouvez pas épouser cette jeune fille) [1.3] | ||||||||
Ohatra | Raha izany no azo vadina, dia ho vita i Menabe!
[2.528] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vadina io | ||||||||
Teny iditra | vadiko > vady | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny iray amin' ireo olona roa (lahy sy vavy) mikambana araka ny fanambadiana: Lasa nandranto ny vadin-dRamatoa Rasoa. (Matetika, indrindra taloha, ny vehivavy voahataka, voatitra vodiondry, nampakarina no natao hoe vady, fa raha tsy vita araka ireo dia sakaiza, na ranitra, na vazo, na saingy, na tokantranomaso) [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A spouse [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | époux, épouse [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Ohatra | Izy mianaka angaha no vady aman-janakao?
[2.4] | |||||||||||||||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Zanakanarana | ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vady io | |||||||||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: vady ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana) | |||||||||||||||
Teny iditra | vadiko > vady | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny singany amin' ny zavatra iray lomisy na iray aman' olona: Nankaiza ny vadin' ity kiraro ity? Iray amin' ny zavatra fahita na fampiasa miaraka mandrakariva tahaka ny mifameno, toy ny savily sy ny lahintsavily [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | One of a pair [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce qui fait la paire, le pendant, mâle et femelle, se dit des animaux, des plantes, des outils, des choses qui se complètent l’une par l’autre, qui vont l’une avec l’autre, comme le gond avec la penture, la mortaise et le tenon [1.3] | |||||||||||||||
L'un d'une paire [1.8] | ||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vady io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | davy, diva, vady |
Teny iditra | vadiko > vadika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fisehoan' ny ilany tsy mbola niseho: Vadi-boamaso Lafy: Vadi-tsarany Fitaipahana, tsy fitanana ny teny natao: Vadi-belirano Famindrana na famonosan-damba ny razana efa maty: Vadi-drazana [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Le rebours, l’envers, l'opposé; le changement, la trahison, la violation d’un traité, d'un contrat, d’un serment, le chavirement, le revirement, le changement de côté ou de flanc [1.3] | |||||||||||||||
Chavirement [1.20] | ||||||||||||||||
(toute l'île, mais on prononce valika dans l'Ouest et le Sud). La face inférieure d'une feuille, lorsqu'on parle d'une plante. Ce nom est surtout utilisé quand la feuille est discolore, par exemple verte au dessus et blanche dessous. Principaux dérivés : am-badika : à la face inférieure de la feuille ; avadika : qu'on retourne, en parlant d'une feuille, surtout quand elle est discolore ; mamadika : retourner une feuille. [1.196] | ||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-biby |
| |||||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | davy, diva, vady |