|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  tsatsaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] of a whitish brown color
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (2/4)102  tsatsàka
Sokajin-teny  103  anarana
Fanazavàna teny malagasy  104  [1.1] Fanafotsiana tanteraka ny vary totoina
Fanazavàna teny anglisy  105  [1.2] root of the expression mitsatsakavary
Sampanteny 
106  Matoantenin' ny mpanao :
107  Matoantenin' ny iharana :
108  Matoantenin' ny fameno :
109  Anarana :
110  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/4)112  tsatsaka
Sokajin-teny  113  anarana
Fanazavàna teny malagasy  114  [1.78] [Sihanaka] androngo
Fanazavàna teny anglisy  115  [1.2] [Provincial] a species of lizard
Fanazavàna teny frantsay  116  [3.1] lézard
margouillat
Voambolana  117  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Sary 
118  119  120 
121 

Teny iditra (4/4)122  tsatsaka
Sokajin-teny  123  anarana
Fanazavàna teny anglisy  124  [1.2] [Provincial] a kind of intoxicating liquor made from sugar-cane
Voambolana  125  Toe-karena: hanina

Fivaditsoratra  126  tsatsaka, tsatsàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08