Teny iditra (1/5) | 1 haboka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] volon-doko fifangaroan' ny vony sy ny mena malefaka; vony volon-daoranjy. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#201] jaune d'orange 5 [1.19] [Tankarana] couleur jaune |
Ohatra |
6 Razazalahy kosa, dia voatafin' ny akanjo volonondry fotsy ranoiray, nosinganin' ny sombin-damba mavo haboka nipentina ranombalahy nitsidika teo an-tratrany havia. [2.529] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 8 heza |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Teny iditra (2/5) | 107 haboka |
Sokajin-teny | 108 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
109 [1.2] orange-coloured silk. |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/5) | 112 haboka |
Fototeny | 113 boka |
Sokajin-teny | 114 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
115 [1.68] [Vezo]
fadeur |
Teny iditra (4/5) | 116 haboka |
Fototeny | 117 boka |
Sokajin-teny | 118 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
119 [1.68] [Vezo]
lèpre |
Voambolana |
120 Fahasalamana |
Teny iditra (5/5) | 121 haboka |
Sokajin-teny | 122 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
123 [1.196] Latex blanc gluant dont on se sert pour capturer les petits oiseaux. On le recueille à cet effet sur de nombreuses espèces, notamment Voacanga thouarsii Roem. & Schult. (Apocynaceae). C'est ce qui vaut à cet arbre son nom de kaboka ; et Marsdenia verrucosa Decne. (Apocynaceae) ; appelé bokabe, parce qu'il donne beaucoup de haboka. [Sakalava]
|
Voambolana |
124 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 126 bahoka, bohaka, habako, haboka, hakoba, hobaka, kaboha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |