|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  loko
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Sora-javatra: Vony sy maitso tanora ny lokon' ny tranony
4  Ranona vovoka noharoina ka mahatonga volon-javatra sy sorany araka ny karazany: Ampifangaroy ireto loko roa ireto fa ho tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  paint; color
6  rouge and lipstick [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  peinture, couleur [1.3, 1.8, 1.13]
8  rouge à lèvres [1.8]
9  (1) (toute l'île) (du malais : lukis sanscrit : lush . arabe : luq). Nom général des matières colorantes utilisées en teinturerie. La plupart d'entre elles étaient d'origine végétale avant l'importation des teintures chimiques. Leur emploi est à peu près complètement tombé en désuétude de nos jours.
10  Nom donné aux cires, résines, latex et autres secrétions végétales, surtout lorsqu'elles sont colorées ou deviennent colorées en s'oxydant au contact de l'air. [Sakalava] [1.196]
11  [Mahafaly]
12  [Taimoro]
Ohatra  13  Raha loko mainty re no atao hoe? [1.223]
14  Fanaovana loko ny raviny rehefa lovina. [2.245]
15  Taratry ny vodilanitra sisa loko amin'ny rano. [1.225]
16  ary izy no nahazoan'ny Foinikiana ny loko volomparasy. [1.38]
17  Notarafin' ny masoandro ndeha hody ireny ka niravaka loko maha-te-hijery. [2.499]
Voambolana  18  Haizavamaniry
Haiendriteny 
19  Tsotra :
20  Tovonana :
Sampanteny 
21  Matoantenin' ny mpanao :
22  Matoantenin' ny iharana :
23  Matoantenin' ny fameno :
24  Anarana :
25  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Zanakanarana 
Tsanganana sy sary iray takila  62  volo/colors/couleurs

Teny iditra (2/4)63  loko
Sokajin-teny  64  anarana
Fanazavàna teny malagasy  65  savoka [Taisaka] [1.78]
66  dity [Bezanozano] [1.78]
67  Dity anakambanana zavatra mba hiraiketany mafy: Ny taratasim-panjakana matetika dia voadity amin' ny loko afo. [1.1]
68  bontily, savoka [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  69  sealing wax; glue [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  70  cire à cacheter; colle [1.8]
71  cire d'abeille [1.13]

Teny iditra (3/4)72  loko
Sokajin-teny  73  anarana
Fanazavàna teny malagasy  74  nonon'omby vavy [Sihanaka] [1.78]
Voambolana  75  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (4/4)76  lôko
Sokajin-teny  77  anarana
Fanazavàna teny frantsay  78  poisson [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Voambolana  79  Haibiby: trondro

Fivaditsoratra  80  kolo, loko, lôko, kolo, loko, lôko

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/18