Teny iditra (1/3) | 1 vony |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Loko na volon-javatra sahala amin' ny tamotamo; haboka: Vony ny tamenak' atody [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 yellow [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 couleur jaune [1.8] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
45 Ny Loko |
Teny iditra (2/3) | 46 vony |
Sokajin-teny | 47 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
48 Ilay bokony mena mavokely amin' ny zavamaniry izay mamontsina dia vaky felana ary misy tonga voa, misy tonga voninkazo; fanja [1.1] 49 taovam-pananahan'ny zavamaniry [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
50 a flower [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
51 fleur [1.8, 1.13] 52 Fleur ; à ne pas confondre avec vony (adjectif) [1.196] |
Voambolana |
53 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 65 Ohabolana misy io teny vony io |
Teny iditra (3/3) | 66 voñy |
Sokajin-teny | 67 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny malagasy |
68 fierena [Tambahoaka, Taisaka]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 69 vony, voñy, vony, voñy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |