Teny iditra (1/7) | 1 mena- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe menaka |
Ohatra |
3 [2.588#113] Ny henan-kisoa sy ny zavatra misy mena-kisoa dia tsy azo entina ao, ary na dia miteny fotsiny ny hoe: "kisoa" aza dia tsy azo atao ao 4 [2.996.1.19.23] |
Teny iditra (2/7) | 5 mena- |
Sokajin-teny | 6 endritenin' ny hoe menatra |
Teny iditra (3/7) | 7 mena |
Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Sora-javatra na volon-doko manahatahaka ny an' ny ra na ny afo: Akanjo mena no nanaovany ka toa voamarik' ilay omby izy ka nenjehiny |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.7] red |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.3, 1.8] rouge |
Ohatra |
12 [2.69] Tranon-drafodilahy trano mena! 13 [2.298] Zavatra mena aby, ka tsy fantatra: 14 [2.558] Kibobo sy menamaso ka no hatahotra maso mena? |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Ohabolana | 142 Ohabolana misy io teny mena io |
Tsanganana sy sary iray takila |
143 Ny Loko |
Teny iditra (4/7) | 144 mena |
Sokajin-teny | 145 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
146 [1.78] [Bara]
tezitra 147 [1.1] Tezitra: Mena ny anao lahy raha vao nahare izay teny izay ha tafatsangana' ndeha hamely |
Fanazavàna teny frantsay |
148 [1.3] emporté, rouge de colère, qui rougit de honte |
Teny iditra (5/7) | 149 mena |
Sokajin-teny | 150 mpamaritra |
Voambolana |
151 Toe-karena: fiompiana |
Tsanganana sy sary iray takila |
152 Soratr' omby |
Sary |
|
Teny iditra (6/7) | 154 meña |
Sokajin-teny | 155 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
156 [1.78] [Taisaka]
mankany ... |
Teny iditra (7/7) | 157 mena
![]() |
Sokajin-teny | 158 endritenin' ny hoe mener |
Ohatra |
159 [1.3] Il mena à bonne fin cette affaire (Nasehaka izany raharaha izany izy) 160 [1.3] Il mena les boeufs aux champs (Nanatitra ny omby ho any an-tsaha izy) |
Fivaditsoratra | 161 mane, meña, mena, mena-, naem |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13 |
![]() |