Teny iditra (1/7) | 1 mena- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe menaka |
Teny iditra (2/7) | 3 mena- |
Sokajin-teny | 4 endritenin' ny hoe menatra |
Teny iditra (3/7) | 5 mena |
Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Sora-javatra na volon-doko manahatahaka ny an' ny ra na ny afo: Akanjo mena no nanaovany ka toa voamarik' ilay omby izy ka nenjehiny |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.7] red |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3, 1.8] rouge |
Ohatra |
10 Tranon-drafodilahy trano mena! [2.69] 11 Zavatra mena aby, ka tsy fantatra: [2.298] 12 Kibobo sy menamaso ka no hatahotra maso mena? [2.558] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Ohabolana | 267 Ohabolana misy io teny mena io |
Tsanganana sy sary iray takila |
268 Ny Loko |
Teny iditra (4/7) | 269 mena |
Sokajin-teny | 270 mpamaritra |
Voambolana |
271 Toe-karena: fiompiana |
Tsanganana sy sary iray takila |
272 Soratr' omby |
Sary |
|
Teny iditra (5/7) | 274 mena |
Sokajin-teny | 275 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
276 [1.78] [Bara]
tezitra 277 [1.1] Tezitra: Mena ny anao lahy raha vao nahare izay teny izay ha tafatsangana' ndeha hamely |
Fanazavàna teny frantsay |
278 [1.3] emporté, rouge de colère, qui rougit de honte |
Teny iditra (6/7) | 279 meña |
Sokajin-teny | 280 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
281 [1.78] [Taisaka]
mankany ... |
Teny iditra (7/7) | 282 mena
![]() |
Sokajin-teny | 283 endritenin' ny hoe mener |
Fivaditsoratra | 284 mane, meña, mena-, mena, naem |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |