|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  loko
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Sora-javatra: Vony sy maitso tanora ny lokon' ny tranony
Ranona vovoka noharoina ka mahatonga volon-javatra sy sorany araka ny karazany: Ampifangaroy ireto loko roa ireto fa ho tsara
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] paint; color
rouge and lipstick
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.8, 1.13] peinture, couleur
6  [1.8] rouge à lèvres
7  [1.196] (1) (toute l'île) (du malais : lukis sanscrit : lush . arabe : luq). Nom général des matières colorantes utilisées en teinturerie. La plupart d'entre elles étaient d'origine végétale avant l'importation des teintures chimiques. Leur emploi est à peu près complètement tombé en désuétude de nos jours.
Nom donné aux cires, résines, latex et autres secrétions végétales, surtout lorsqu'elles sont colorées ou deviennent colorées en s'oxydant au contact de l'air. [Sakalava]
8  [Mahafaly]
9  [Taimoro]
Ohatra  10  Raha loko mainty re no atao hoe? [1.223]
11  Fanaovana loko ny raviny rehefa lovina. [2.245]
12  Taratry ny vodilanitra sisa loko amin'ny rano. [1.225]
13  ary izy no nahazoan'ny Foinikiana ny loko volomparasy. [1.38]
14  Notarafin' ny masoandro ndeha hody ireny ka niravaka loko maha-te-hijery. [2.499]
Voambolana  15  Haizavamaniry
Haiendriteny 
16  Tsotra :
17  Tovonana :
Sampanteny 
18  Matoantenin' ny mpanao :
19  Matoantenin' ny iharana :
20  Matoantenin' ny fameno :
21  Anarana :
22  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Zanakanarana 
Tsanganana sy sary iray takila  130  volo/colors/couleurs

Teny iditra (2/4)131  loko
Sokajin-teny  132  anarana
Fanazavàna teny malagasy  133  [1.78] [Taisaka] savoka
134  [1.78] [Bezanozano] dity
135  [1.1] Dity anakambanana zavatra mba hiraiketany mafy: Ny taratasim-panjakana matetika dia voadity amin' ny loko afo.
136  [1.13] bontily, savoka
Fanazavàna teny anglisy  137  [1.7] sealing wax; glue
Fanazavàna teny frantsay  138  [1.8] cire à cacheter; colle
139  [1.13] cire d'abeille
Mpanahaka  140  bontily, savoka

Teny iditra (3/4)141  loko
Sokajin-teny  142  anarana
Fanazavàna teny malagasy  143  [1.78] [Sihanaka] nonon'omby vavy
Voambolana  144  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (4/4)145  lôko
Sokajin-teny  146  anarana
Fanazavàna teny frantsay  147  [1.405] [Sakalava-Mayotte] poisson
Voambolana  148  Haibiby: trondro

Fivaditsoratra  149 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21