|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  atranatrana
Fototeny  2  atrana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  duplicatif [1.3]

Teny iditra (2/2)5  atranatrana
Sokajin-teny  6  anarana
Voambolana  7  Feon-kira: zavamaneno
Fanazavàna teny malagasy  8  Tapa-kazo maromaro velezina rehefa apetraka eo ambony ranjo; any amin' ny Bara no mbola mampiasa azy io, ary zavamaneno natokana ho an' ny vehivavy ny atranatrana. (Araka ny lovantsofina, dia miatranatrana erỳ izay vehivavy voatendry hampiasa azy io mandritra ny lanonana) [1.1]
9  karazana zavamaneno velezina misy ny feo rehetra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10  xylophone [1.13]
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  44  antarantara, atranatrana

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30