Teny iditra | 1 kiloloka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Feon-kira: zavamaneno |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsotsòka maromaro natao tamin' ny volotsangana ka ahazoana feo iva rehefa lavalava kokoa ary feo avo rehefa fohy; ampifandimbiasina ny fomba fampiasa azy ka ahavitana ngodonkira fandihizana, na feonkira iray manontolo arakaraka ny habetsahan' ny isany [1.1] |
Renianarana |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |