|
|
|
|

Teny iditra piano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaneno misy fitendry toy ny arimonia, saingy tsy mba rivotra no mampaneno azy fa ny fikapohana ny fitendrena izay mifandray amin' ny tadim-peo mikarantsana tsirairay avy: Mitendry piano [1.1]
Ohatra Somary manokana ny momba ilay mpitendry piano avy ao Manakambahiny avaratr' i Vohidiala. [2.472]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: piano.

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19