Teny iditra (1/2) | 1 marovany |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1#640] Valiha vita amin' ny hazo natambatra ho efajoro toy ny vata, ka valiha vata no ilazan' ny ankamaroan' ny faritany sasany azy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#435] nom donné aux valiha, à cause des supports qui soutiennent les cordes 5 [1.196] instruments de musique faits avec un gros bambou, vany : entre-noeud) |
Ohatra |
6 [2.606#] Indraindray no mba ampiarahina amin'ny zava-maneno : mandoliny na kabósy (gitara madinika), marovany na angorodao iangalian'ny mpanan-talenta antsoina hoe sairy ny beko masikoro. |
Voambolana |
7 Feon-kira: zavamaneno |
Singan-teny | 8 maro, vany |
Kamban-teny |
|
Teny nalaina | 10 Soratra misy io teny marovany io |
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 12 marovany |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.196] (déformation de marovahy, un Mimulopsis (Acanthaceae) d'après Grandidier, fichier manuscrit. |
Voambolana |
15 Haizavamaniry |
Singan-teny | 16 maro, vany |
Fivaditsoratra | 17 manarivo, manavory, marovany, miravona, niarovam, nivoaram |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25 |
![]() |