Teny iditra | 1 ampongavilany |
Singan-teny | 2 amponga, vilany |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Feon-kira: zavamaneno |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Vilany tany nasiana tataviankena ny vavany ary mitoetra eo ambony halana mba hampihilangilana azy: velezina amin' ny rantsantanana na rantsankazo kely anankiroa ny ampongavilany; mikarantsana ny feony fa tsy mba midoboka toy ny amponga hafa [1.1] |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |