Teny iditra | 1 valiha marovany |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] haro na takelaby no rafetana hitovy bika amin' ny vela ka hatao tariby koa ny tadiny |
Voambolana |
4 Feon-kira: zavamaneno |
Singan-teny | 5 valiha, marovany |
Tovy hevitra | 6 valiha vata |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Teny nalaina | 129 Soratra misy io teny valiha marovany io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |