Teny iditra | gitara | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaneno mitovitovy amin' ny lokanga saingy izy lehibe vatana sy lava sady kitihin' ny rantsantanana toy ny valihy ny tadiny fa tsy mba didiana [1.1] | |
Ohatra | Ny feon' ny hira, na Malagasy aza no mihira azy, dia efa mandray ny bàn-kira vahiny, ary mampiasa ireo zava-maneno avy any ivelany rahateo, toy ny gitara sy synthétiseur mandeha amin' ny herin'aratra.
[2.606] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Ny fihaviany | Frantsay: guitare. | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |