Teny iditra | filiotra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Sodina vahiny vita amin' ny karazana fantsona kely nasiana loadoaka enina amin' ny vatany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A flute [1.2] | |
Ohatra | Niala teo amin' i Jakoba ny hafaliana, ary tsy re intsony ny filiotra amana harpa.
[2.996] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Ny fihaviany | Anglisy: flute. | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |