Teny iditra jejilava
Singan-teny jejy ; lava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tahon-kazo marotsaka sahabo ho 2 metatra asiana tadiny mihenjana toy ny tsipika, ka voatavo maina no afatotra eo akaikin' ny tendrony ambany; somary sarotsarotra ihany ny fampiasa azy: ny tanana havia no mihazona azy mijoro mahitsy, ka ilay voatavo dia aankina amin' ny kibo na somary ahataka kely mba hampigobona kokoa ny feony; ny fanondro havia amin' izay atehika amin' ny tadiny raha tiana hiakatra kely ny feony; ny tanana havanana kosa mipaika ny tadiny amin' ny tsora-kazo kely sady misy korintsana fihinin' ny ankibikely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Une espèce de longue guitare [1.3]
Voambolana 
Renianarana zavamaneno
Anarana iray reny adabo, ambio, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, dretra, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26