Teny iditra |
angaroa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaneno tsofina, mitovy amin' ny antsiva (akorandriakan-dranomasina) fa kelikely kokoa. Ny mpanjaka ihany fahiny, na izay olona voafidiny, no nampiasana ny angaroa; niavaka tsara teo amin' ny tany ama-monina ny feony satria avo feo nefa malefaka kokoa noho ny antsiva na ny
anjombona
[1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Conque (bakôra) § antsìva. [1.19]
|
Ohatra | Taitra hendratra tamin' ny torimasony tao izy, ka niantso ny feon' angaroa hoe : - Vonjeo, vonjeo, fanday mainty ngezabe, fanday mainty ngezabe!
[2.4]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|