Teny iditra | ampongantaolo (amponga, ntaolo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Amponga hoditra roa; toy ny diam-panorona ny bikan' ny tady mifamatopatotra manenjana azy eo amin' ny andilany; ampiasaina amin' ny lanonana isan-karazany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ ampongan' ny ntaolo ] Tambour des ancêtres en bois [1.3] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |