|
|
|
|

Teny iditra lokanga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny lokanga vazaha ihany, fa tsotra dia tsotra ny bikany; ny fikasohana dia atao amin' ny tsiraka taretra na tsiraka hodi-kazo toy ny lombiry, vihana; ditin-kazo manitra (ramy) no ahosotra ireo tadiny, izay misy 4 ka hatramin' ny 7 [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A violin; any stringed instrument played with a bow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Violon, les instruments à corde dont on joue avec un archet [1.8]
Ohatra Ny lokanga no niasa matetika noho ny mozika taloha. [1.437]
Voambolana 
Lahatsoratra 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11