Teny iditra | 1 kahamba |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Feon-kira: zavamaneno |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Korintsana mitovy amin' ny faray, saingy fohy kokoa satria volotsangana vaniny roa ihany. Misy fomba maro fampiasa azy: ahontsana, kapohina amin' ny riran-tanana, donina amin' ny totohondry; ny manan-talenta dia afaka mitotorebika amin' ny tongony sady mampiasa kahamba ny tanany. Maromaro ny anarany araka ny faritany: kaiamba, kaihamba, kai-hiamba, tsakaihamba [1.1] |
Tsipelina hafa | 5 kahiamba, kaiamba, kaihamba, kai, tsakaihamba |
Renianarana |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |