Teny iditra | kidedra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamanenon' ankizy (tanala) vita amin' ny volotsangana nosilatsilahina mba hisy kinifinifiny toy ny sotrorovitra ka iny no velezina amin' ny rantsan-kazo kely anankiroa rehefa terena ao ambany helika [1.1] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno ~ Kilalao | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |