Teny iditra | 1 valihavero |
Singan-teny | 2 valiha, vero |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Feon-kira: zavamaneno 5 Kilalao |
Fanazavàna teny malagasy |
6 Zavamaneno kilalaon' ny zatovo fahiny: tahom-bero vaventy maromaro no rarina toy ny zahatra, isokirana tadiny anankiray isaky ny tahony tsirairay; tahom-bero ihany no asisika eo amin' ny tendrony ambony sy tendrony ambany ho fanenjanana ny tadiny [1.1] |
Renianarana |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |