|
|
|
|

Teny iditra1  kabosy
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Feon-kira: zavamaneno
Fanazavàna teny malagasy  4  Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1#468]
Tsipelina hafa  5  kabaosa, kabaosy, kabosa
Renianarana 
Anarana iray reny 
Sary 
39 

Fivaditsoratra  40  kabosy, kosaby

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30