Teny iditra | trotrobe | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaneno tsotra dia tsotra, karazan' amponga, saingy tsy mba misy hoditra fa koveta na lovia lehibe no ahohoka, asiana lamba eo amboniny ary ny felatanana roa no mively azy; ny faritany avaratra no mampiasa azy [1.1] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |