|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  bakora
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsimisaraka] akorandriaka, zava-maneno famoriana olona eny ambanivohitra, rehefa misy kabary ataon'ny lehibe [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  4 [Provincial] a large shell. See antsiva. [1.2]
Voambolana  5  Feon-kira: zavamaneno
Tovy hevitra  6 antsiva
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (2/2) 129  bakora
Sokajin-teny  130  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  132 Malemy toa mirorarora fa tsy mba mifintimpitina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  133 gros et mou [1.3]
Tsipelina hafa  134 bakoraka
Fikambanana  135  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe bakora

Fivaditsoratra  136 Akbora, 137 bakaro, bakora, 138 Baroka, baroka, 139 boraka, 140 kabaro, 141 karabo, 142 Kobara, 143 raboka, 144 robaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19