|
|
|
|

Teny iditra1  diapazona
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Feon-kira: zavamaneno
Fanazavàna teny malagasy  4  [fr. diapason] Vy lavalava kely ohatra ny fanondro, misy sampany roa ny tapany ambony, izay rehefa apoka amin-javatra dia manome feo ka ampiasaina hakana ny haavon' ny hira tiana hatao [1.1]
Renianarana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19