Teny iditra | 1 kabiro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavamaneno tsofina toy ny sodina, natao tamin' ny hazo nolavahana ka ny sofiny mivelatra eo ambany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.19] [Tankarana]
sorte de flûte, chalumeau, trompette. |
Voambolana |
5 Feon-kira: zavamaneno |
Tovy hevitra | 6 kabiry |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Fivaditsoratra | 134 baorik, bariko, borika, kabiro, karibo, kobary, raboky, robaky, robika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |