|
|
|
|

Teny iditra langoroana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Amponga velezina amin' ny tsora-kazo anankiroa; ampiarahina amin' ny ampongabe izy matetika (Langoro no filaza azy koa any amin' ny faritany atsimo) [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra langorony

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19