Teny iditra | langorony | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Amponga velezina amin' ny tsora-kazo anankiroa; ampiarahina amin' ny ampongabe izy matetika (Langoro no filaza azy koa any amin' ny faritany atsimo) [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A side drum [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Tambour [1.3] | |
Ohatra | ary dia mihoby indray ny mozika sy ny amponga be sy ny langorony:
[2.48] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Tovy hevitra | langoroana | |
Teny iditra | langorony (langoro, -ny) | |
Sokajin-teny | anarana langoro sy mpisolo | |
Fanazavàna teny anglisy | His heron(s), her heron(s), their heron(s) His drum(s), her drum(s), their drum(s) [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Son héron, ses hérons, leur héron(s) Son tabour, ses tabours, leur tabour(s) [3.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |