|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  orna
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] an organ. see sarinety.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] orgue
Voambolana  5  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (2/2)133  orna
Sokajin-teny  134  anarana
Fanazavàna teny malagasy  135  [1.1] Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin' ny tenan' ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandevonan-kanina ~ Ny voany no organa fampitomboana ny zavamaniry
Ohatra  136  Ny mpidoro-dava rehefa afaka ny hamamoany dia misy manofy zava-doza hatrany, ho taratry ny fisafotofotoan' ny organa ao anatiny. [1.381#]
Voambolana  137  Haiaina
Tsipelina hafa  138  organina

Fivaditsoratra  139  angaro, arango, argôna, aronga, gorana, orgàna, rangao, roanga

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21