|
|
|
|

Teny iditra1  dombolo
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Feon-kira: zavamaneno
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazan-javamaneno mitovy amin' ny doka (jer. io teny io), saingy tsy mba misy korintsana eo antendrony, fa volotsangana fotsiny sahabo ho iray metatra sy sasany eo ho eo, ary mitovy habe amin' ny sandry; ny mpandihy lehilahy ihany no mampiasa azy [1.1]
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30