Teny iditra | barakoma | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anjombona tsy mba misy tandrok' omby fa volotsangana fotsiny; hasiana lavaka iray na roa, raha tiana hisy feo avo sy iva [1.1] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |