|
|
|
|

Teny iditra1  gitara
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Feon-kira: zavamaneno
Fanazavàna teny malagasy  4  Zavamaneno mitovitovy amin' ny lokanga saingy izy lehibe vatana sy lava sady kitihin' ny rantsantanana toy ny valihy ny tadiny fa tsy mba didiana [1.1]
Ohatra  5  Ny feon' ny hira, na Malagasy aza no mihira azy, dia efa mandray ny bàn-kira vahiny, ary mampiasa ireo zava-maneno avy any ivelany rahateo, toy ny gitara sy synthétiseur mandeha amin' ny herin'aratra. [2.606#]
Renianarana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19