Teny iditra (1/2) | 1 marovany |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1#640] Valiha vita amin' ny hazo natambatra ho efajoro toy ny vata, ka valiha vata no ilazan' ny ankamaroan' ny faritany sasany azy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#435] nom donné aux valiha, à cause des supports qui soutiennent les cordes 5 [1.196] instruments de musique faits avec un gros bambou, vany : entre-noeud) |
Ohatra |
6 [2.606#] Indraindray no mba ampiarahina amin'ny zava-maneno : mandoliny na kabósy (gitara madinika), marovany na angorodao iangalian'ny mpanan-talenta antsoina hoe sairy ny beko masikoro. |
Voambolana |
7 Feon-kira: zavamaneno |
Singan-teny | 8 maro, vany |
Kamban-teny |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Teny nalaina | 132 Soratra misy io teny marovany io |
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 134 marovany |
Sokajin-teny | 135 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
136 [1.196] (déformation de marovahy, un Mimulopsis (Acanthaceae) d'après Grandidier, fichier manuscrit. |
Voambolana |
137 Haizavamaniry |
Singan-teny | 138 maro, vany |
Fivaditsoratra | 139 manarivo, manavory, marovany, miravona, niarovam, nivoaram |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |