Teny iditra (1/5) | 1 horaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka, Bezanozano]
tanimbary 4 [1.1] Tanimbary be rano eny andemaka izay tsy mila hitaritana rano intsony hanondrahana azy (Mifanohitra aminy: sakamaina, tavy) 5 [1.13] tany tsy afa-drano azo volena |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] [Provincial]
a ricefield |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] rizières, terrains marécageux, humides 8 [1.8] [Provincial] a rizière 9 [1.13] marécage, marais; sol hydromorphe 10 [1.196] . Rizières sommairement aménagées. Aussi la végétation des sols humides : plantes de marais. [Betsimisaraka] 11 [Taisaka] |
Ohatra |
12 Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any. [2.324] |
Voambolana |
13 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Mpanahaka | 14 heniheny, honahona, zetra |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/5) | 19 horaka |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.1] Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny hora-pifalian' ny vahoaka Feon' ny sahona: Horaka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano |
Fanazavàna teny anglisy |
22 [1.7] the cries of a crowd |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.3] cris d’étonnement, d’admiration, de surprise, de félicitation, de répulsion, de rébellion coassement des grenouilles 24 [1.8] les cris d'une foule |
Voambolana |
25 Feo |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 31 horakoraka |
Teny iditra (3/5) | 32 horaka |
Sokajin-teny | 33 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
34 [1.1] Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly |
Ohatra |
35 Torotoron'ny latsa ny foko, ka marary aho, miandry horaka, fa tsy nisy [2.996] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 39 horakoraka |
Teny iditra (4/5) | 40 horàka |
Sokajin-teny | 41 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
42 [1.1] mena |
Fanazavàna teny frantsay |
43 [1.3] écarlate, vermillion |
Sampanteny |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
144 Ny Loko |
Teny iditra (5/5) | 145 horaka |
Sokajin-teny | 146 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
147 [1.78] [Tanosy]
zohy, lavabato |
Fivaditsoratra | 148 aharok, hakaro, hakora, harako, haraok, haroak, haroka, horaka, horàka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |