Teny iditra | 1 ampongantaolo (amponga) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Feon-kira: zavamaneno |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Amponga hoditra roa; toy ny diam-panorona ny bikan' ny tady mifamatopatotra manenjana azy eo amin' ny andilany; ampiasaina amin' ny lanonana isan-karazany [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 tambour des ancêtres en bois [1.3#34] |
Renianarana |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |