Teny iditra | 1 tsirivo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Feon-kira: zavamaneno |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Zavamaneno kasohina toy ny tsikadraha: volotsangana vaventy toy ny haben' ny sandry no alaina; asiana dian-tsofa mitetitetika manodidina ny vatany ary tariby henjana toy ny vy amin' ny tahon' elo no atao fikasoka; mikarantsana mafy ny feon' ny tsirivo satria feom-by, kanefa azo atao amin' izay feo ilaina rehetra izy, na malefaka na tohilava, na marisika na manambitamby eo amin' ny fiarahan-javamaneno [1.1] |
Renianarana |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |