Teny iditra | 1 kabosa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Feon-kira: zavamaneno |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 sorte de guitare. [Tankarana]
[1.19] |
Tovy hevitra | 6 kabaosa, kabaosy, kabosy |
Renianarana |
|
Fivaditsoratra | 7 bôsaka, kabosa, sabòka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |