|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  korintsana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Voambolana  8  Feo
Fanazavàna teny malagasy  9  Feon' ny voanjavatra maina ao anaty akorany izay mamoaka feo mikitrana rehefa voatohina
10  Feo manenon' ny vilia na vera na vola madinika mifandona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  tinkling ornaments [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12  retentissement d'un grelot, de petits ornements [1.8]

Teny iditra (2/2)13  korintsana
Sokajin-teny  14  anarana
Voambolana  15  Feon-kira: zavamaneno
Fanazavàna teny malagasy  16  Zavamaneno mikorintsana manaraka ngodon-kira; samy manana ny anarany avy izy ireo arakaraka ny bikany sy ny zavatra nanaovana azy: ao ny kapoaka (misy na tsy misy tahony hihazonana azy), ao ireo afehy amin' ny hatotanana na ny tongotra ka entina mandihy; ny tsotra indrindra dia voatavo arivolahy efa maina, nesorina ny tao anatiny ary nasiana voa madinika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17  a child's rattle [1.7]
Ohatra  18  Tamin' izany no nahazon' I Terezy kely korintsana (kilalao vita gasy) sy kavina an-koso-bolamena; [2.470#]
Renianarana 
Sary 
19 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19