Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : lalàna | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Andrianjafy nanao ny lalàna no nihinana ny fotsimbary aloha. [2.165, 2.415]
Andrianjafy nanao ny lalàna no nihinana ny fotsimbary nialoha. [2.653] Andrianjafy nanao ny lalàna no nihinana ny fotsimbary voalohany. [2.558 #232] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est Andrianjafy, le législateur, qui a mangé du riz blanc le premier. [2.415 #277]
C' est Andrianjafy, le législateur qui a mangé le riz blanc le premier. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Hommage rendu au législateur. [2.415 #277] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Ny lalàna tsy itiavan-kavana ary ny didy tsy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana : lalana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Androngo miditra ala : ny tompon-tany ihany no aloha. [2.415 #613, 2.653]
Androngo miditra ala, ny tompon-tany no mialoha lalana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lézards qui vont sous bois : ce sont les habitués du pays qui vont devant. [2.415 #613] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe se disait des chefs qui étaient les premiers, mais opprimaient le peuple ; dans un sens plus général, il signifiait que les gens habitués à un métier devaient donner l'exemple. [2.415 #613] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chose qui revient souvent et périodiquement comme la fête du Bain du souverain. [2.415 #188]
Qui parait imminent, mais se fait longtemps attendre comme le Fandroana. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Cette fête était le premier jour de l' an malgache et la fête nationale. [2.415 #188]
On parle souvent de cette fête, on s' en réjouit à l' avance, et ainsi elle paraît toujours rapprochée. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comme la route : impossible de la transporter, mais rien de plus aisé que de la déplacer. [2.974 #260] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Bingo mahafeno lalana. [2.165 #2062, 2.653 #770]
Bingo mahafeno lalana, tsivaka tia | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un bancal remplit le chemin. [2.165 #2062] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Bokan' avaratr' Ilafy ka ny matanjaka isan-jato, ny osa mpiandry lalana. [2.558]
Bokan' avaratr' Ilafy : ny matanjaka isan-jato, ny osa mpiandry lalana. [2.415 #1986, 2.653 #821] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lépreux du nord d' Ilafy : ceux qui sont encore vigoureux font partie des escouades de cent pour la corvée, et les faibles gardent les chemins. [2.415 #1986] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des côrvées et des travaux très pénibles aux ateliers royaux. [2.415 #1986] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Dia an-tanety ka samy manana ny lalany. [2.558]
Dia an-tanety no samy manana ny lalany. [2.415 #317, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand on marche en pays découvert, chacun peut aller comme il veut. [2.415 #317]
Quand on voyage en pays découvert, chacun peut faire (ou aller) comme il l' entend. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Fanilo ny didy, fahazavana ny lalana. [2.415 #283] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les ordres du souverain sont un bon fanal qui éclaire, la loi est une lumière qui montre à tous le bien et le mal. [2.415 #283] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Folaka ny andro ka malefaka ny lalana. [2.558]
Folaka ny andro ka malemy ny lalana. [2.415 #3674] Folaka ny andro, ka malemy ny lalany. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le jour baisse et le chemin est facile. [2.415 #3674]
Le jour décline, et la route est facile. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Car il fait moins chaud. [2.165]
Car la chaleur est tombée. [2.415 #3674] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Izay manoro lala-mahitsy, mamindra aina. [2.415 #6503, 2.558]
Izay manoro lalana mahitsy, mamindra aina. [2.165 #1597] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui indique une route droite, communique la vie. [2.165 #1597]
Ceux qui montrent le droit chemin, communiquent la vie. [2.415 #6503] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Jamba mitondra fanala ka manazava ny hanoro lalana. [2.415 #2155, 2.558]
Jamba mitondra fanala, ka mazava ny hanoro lalana. [2.653 #1213, 2.974] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Aveugle qui porte une lanterne : il éclaire celui qui lui indiquera le chemin. [2.415 #2155]
Aveugle qui porte un flambeau : ne voit clair que pour montrer le chemin. [2.974 #444] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui y voient pour les autres et pas pour eux, et donnent des conseils qu' ils ne suivent pas. [2.415 #2155] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Lalana afaka ando: diavin' ny osa. [2.165 #906]
Lalana afak' ando, diavin' ny osa. [2.653 #1300, 2.558] Lalan' afak' ando diavin' ny osa. [2.415 #772] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Sentier dont la rosée est tombée : les faibles peuvent y passer. [2.415 #772]
Un chemin où il n' y a plus de rosée: il est suivi par les poltrons. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les forts ouvrent le passage aux faibles. [2.415 #772]
Quelqu' un y ayant déjà passé, ils n' ont plus peur. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Lalana kizo tokana ny fahafatesana. [2.415 #2861] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vie n'a qu' une issue : la mort. [2.415 #2861] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Lalana | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Distance qu' on parcourt en une demi-journée. [2.415 #6647] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Lalana tora-tady. [2.415 #3256] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est un chemin droit comme le cordeau. [2.415 #3256] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait d' une chose claire, d'une affaire facile. [2.415 #3256] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Lalan-kitoviana toa fasana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Lalan-tsarotra tsy mahavery mpandalo ; ary mamba tsy homana an-tanety ; kanefa raha tia vilivily, voatsilo ; ary raha tia raviravy tongotra, haniny ihany. [2.415 #6284, 2.653, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un chemin difficile ne perd pas les passants ; le caïman ne dévore pas sur la terre ferme ; cependant si on aime les détours, on se blesse aux épines ; et si on aime à laisser pendre ses pieds dans l' eau, on est dévoré par le caïman. [2.415 #6284] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Qui s'expose au danger y périra. [2.415 #6335] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Mbay lalana tompoko e ! [2.415 #4089] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Permettez-moi de passer, monsieur. [2.415 #4089] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On ne passait pas devant quelqu'un sans s' excuser. [2.415 #4089] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Miady lalana imaso, toy ny rarin' ny mpianatra. [2.165 #1666, 2.415 #3699, 2.653 #1707, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Dont les entrelacements s' embrouillent manifestement comme dans la natte d' une apprentie. [2.415 #3699]
Qui s' emmêle sous vos yeux, comme les brins de l' apprenti tresseur. [2.165 #1666] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Défaut évident. [2.415 #3699] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | mifanena Toy ny voalavo mifanena Toy ny voalavo mifanena Toy ny voalavo mifanena Voalavo mifanena | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme deux rats qui se rencontrent sur un bois traverse de maison, dans un passage étroit et élevé : que chacun protège sa vie, le chemin est étroit. [2.415 #3528]
Des rats se rencontrant sur une poutre haute et étroite: chacun cherche à préserver sa vie. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait d'une lutte entre deux puissants. [2.415 #3528] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Mpanefin' | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Ny be no avy, ny kely no manalalana. [2.415 #655]
Ny be no avy, ny kely no mialoha lalana. [2.653 #2193, 2.165] Ny be no tamy, ny kely no mialoha lalana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand les grands viennent, les petits vont devant et servent d' éclaireurs. [2.415 #655]
Si (on sait que) les grands arrivent, c' est que les petits précèdent. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe disait la peur et le respect des petits pour les grands. [2.415 #655]
Dans un cortège ce sont les gens de rang inférieur qui viennent d' abord. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Ny fitia no tsy misy ka ny lalana no tonga lavitra. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Ny hanin-kavana tsy niraharahana ny lalan-davitra (sarotra). [2.558 #3027] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Ny lalam-be no tsy Ny lalana no tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le motif pour lequel on n' abîme pas la route, c' est qu' on y repassera. [2.415 #6239]
Si on ne salit pas la route, c' est qu' on y repassera. [2.165 #1168] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Ny lalana fandrika, ny trano vovo, fa ny soa atao levenam-bola. [2.558]
Ny lalana fandriky ny trano, vovo. [2.653 #2296] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Ny lalana haleha ny hateo, ny dia ho any Ny lalana haleha rahateo, ny dia ho any | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je vais justement par ce chemin, je vais à Mahavika. [2.165]
L'endroit où il voulait déjà aller, c' est le voyage à Mahavika. [2.415 #3415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de quelqu'un qui, étant désigné pour faire une commission dans l' endroit où il voulait aller, faisait d'une pierre deux coups. [2.415 #3415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Ny lalana tsy mba mifidy, ary tsy mizaha tavan' olona, fa zaran' izay mahatana. [2.415 #302] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La loi ne fait acception de personnes : heureux ceux qui la gardent. [2.415 #302] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles prononcées par les souverains dans leurs discours au peuple. [2.415 #302] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Ny lehibe tsy mibahana, ny kely tsy ety lalana. [2.415 #665, 2.653 #2305, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand les grands te se mettent pas trop au large, les petits ne sont pas trop à l' étroit. [2.415 #665] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ne pas se gêner réciproquement. [2.415 #665] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | Ny manjaka tsy mba namana ; raha diso aminy, maty ; ny lalana no namany. [2.415 #233] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le souverain n' a pas son égal ; quiconque l' offense gravement, meurt ; il ne connaît d' égal que la loi. [2.415 #233] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Ny nenina tsy ondry roahina fa amboa manjohy lalana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 31 | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | mety hiova ny haleha noho ny anton-javatra, sady tsy mety koa raha manao lalan-kitankisoa [1.1 #525] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 32 | Soki-manani-bato : tapi-dalana aleha. [2.415 #1857]
Sokina nanani-bato ka tapi-dalan-kaleha. [2.558] Tapi-dalana aleha ohatra ny soki-nanani-bato. [2.165] Tapi-dala-naleha toa soki-nanani-bato [1.1 #525] Tapi-dalan-kaleha ohatra ny soki-manani-bato. [1.1] Toy ny sokina nanani-bato : tafakatra ihany fa tapi-dalan-kaleha. [2.558] Toy ny soki-nanani-bato : tapi-dalana aleha. [2.653 #3225] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona lany tetika aman-kevitra fa efa nanao izay azony natao rehetra. [1.1]
ilazana fa tsy misy na inona na inona azo atao intsony [1.1 #525] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana anglisy | Hérisson qui monte sur un rocher : sa course est vite finie. [2.415 #1856] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Arrivée au bout de sa route comme le hérisson qui a grimpé sur le haut d' un rocher. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens vieux et épuisés qui ne peuvent plus rien faire. [2.415 #1857] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 33 | Tafika efa nidika, ka tsy azo ajanona. [2.653 #2950, 2.974 #170]
Tafika efa nidika, ka tsy azo ajanona intsony. [2.558 #3964, 2.165] Tafika efa nifehy, ody efa nidika : tsy miverin-dalana intsony. [2.415 #453] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Armée qui a passé le fleuve : plus moyen de s’arrêter. [2.974 #170]
Une armée entrée en campagne, un talisman qui produit son effet : impossible de revenir en arrière. [2.415 #453] Une armée qui s' est mise en marche, ne peut plus être arrêtée. [2.415 #452] Une fois qu' une expédition est en route, on ne peut plus l' arrêter. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut terminer ce qui est commencé. [2.415 #453]
Se disait de toute affaire commencée et qu' il faut terminer. [2.415 #452] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 34 | Taon' iry, iry no lalana ; taon' ito, ity no lalana. [2.415 #2751] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' année passée, le chemin était là ; cette année, il est ici. [2.415 #2751] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des changements : autre temps, autres moeurs. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 35 | Tavy lalana an-drano : manaraka ny mazava. [1.147 #T47] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 36 | Tombondalana no an' ny maty, fa ny lalan-kiraisana ihany [1.1 #525] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | enti-milaza ny fahafatesana mpahazo ny manana aina, izay samy mbola hodiavin' ny sisa rehetra ihany koa [1.1 #525] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 37 | Tsy mety raha hitarika amboa mihazo ity, fa nony mitondra hena nivily lalana. [2.558]
Tsy mety raha mitarika amboa ; mahazo ity ; fa nony mitondra hena, mivily lalana. [2.653] Tsy mety raha mitarika amboa : mandalo tanàna, fa nony mitondra hena mivily lalana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 38 | Tsy misy be aina noho ny alika, fa raha voky | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 39 | Tsivaka Tsivaka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui a les pieds très écartés en dehors, marche droit, mais le boiteux remplit le sentier en allant d' un côté et de l' autre. [2.415 #1727]
Ceux qui ont les pieds tournés en dehors marchent bien quand même. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait aussi au sens figuré. [2.415 #1727] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 40 | Tsy zaza hotantanana fa ny | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 41 | Vatsy sakaizan' ny lalana, angady sakaizan' ny asa. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 42 | Voalavo mihazakazaka alina : tsy ny lalana no mahamaika, fa ny fanahy ratsy atao andro lava no mahamaody. [2.415 #4333, 2.653 #3692]
Voalavo mihazakazaka alina, tsy ny lalana no mahamaika, fa ny fanahy ratsy natao andro lava no mahamaodimaody. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Rat qui court la nuit : ce n' est pas qu' il soit pressé par le chemin à parcourir, mais il craint à cause des rapines qu' il fait tout le jour. [2.415 #4333] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se dit de ceux qui ont des remords, alors même que leurs mauvaises actions ne sont pas découvertes. [2.415 #4333] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
![]() |