|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  adabo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taifasy, Taimoro, Taisaka] amponga
Voambolana  4  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (2/3)127  adabo
Sokajin-teny  128  anarana
Fanazavàna teny malagasy  129  [1.1] karazan-kazo lehibe izay fihinana ny voany ary fanao lakana ny vatany; ny raviny kosa nilalaovan' ny ankizy fahizay nataony elo ka avy amin' izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: mielo ravin' adabo, ka na tsy voky ny voany aza mieloelo ny raviny (Ficus cocculifolia)
Fanazavàna teny anglisy  130  [1.2] A tree. There are two kinds: the adabolahy and the adabovavy; the fruit of both may be eaten in small quantities; that of the former is best, though smallest in size. If eaten to excess, the fruit is said to cause a vomiting of blood. The wood of the adabo being light is used in making canoes. Ficus sp.
131  [1.2] [Sakalava] a large tree
132  [1.7] a large tree of the fig family (south and west)
Fanazavàna teny frantsay  133  [1.3] Nom de plusieurs espèces de figuiers et de leurs fruits
134  [1.8] espèce de figuier (sud et ouest)
135  [1.196] [Sakalava] Ficus cocculifolia Baker (Moraceae). Fruits comestibles. Écorce fournissant une fibre pour cordes et textiles grossiers : latex réputé médicinal.
Ohatra  136  [2.48] ary dia nananika nitoetra eo am-body ny adabo n' omby izy mirahalahy
137  [2.59] Ary ao ambaniatsimon'ny toby, misy adabo maniry maro maro hiany, an-dohasaha.
Voambolana  138  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Zanakanarana 
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  152  Ohabolana misy io teny adabo io

Teny iditra (3/3)153  Adabo
Sokajin-teny  154  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  155  Haitoetany: tanàna
Singan-teny  156  adabo

Fivaditsoratra  157  abado, aboda, Adabo, adabo, badao, boada

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/02