Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mananatra | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Be feo mananatra, ka ny Be feo mananatra, ka ny ala-trano no mahazo aloha. [2.165 #1592] Be feo mananatra, ka ny any ala trano no hendry aloha. [2.415 #5596, 2.653 #746] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Homme à grosse voix qui gronde : les gens du dehors deviennent sages avant ceux de la maison. [2.415 #5596]
Quelqu' un admonestant en criant (chez lui): ce sont ceux qui passent dehors qui entendent les premiers. [2.165 #1592] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens bourrus qui ne savent rien arranger en famille. [2.415 #5596] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Bila fandeha mananatra ny mahitsy famindra : mahay milaza soa ho an' ny olona, fa tsy mahay ho an-tena. [2.558 #900] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Izaho atody indray no hananatra ny foy ? [2.974 #156] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Encore dans l’œuf, c’est moi qui ferais la leçon aux oiseaux déjà éclos ! [2.974 #156] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Izay manambosy mamarina Izay mananatra manavotra ny very. [2.415 #6501] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Avertir, c' est sauver quelqu'un qui est sur le point de se perdre. [2.415 #6501]
Ceux qui montent la tête aux gens les précipitent dans l' abîme, mais ceux qui avertissent et reprennent rachètent et sauvent les gens qui se perdent. [2.415 #6502] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Malahelo mananatra ny mpanan-karena : hendry, ka tsy manan- | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pauvre qui donne des conseils à un riche : il est sage quand il s' agit des autres, mais il n' a pas de sagesse pour lui ! [2.415 #6507] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Sage pour les autres, insensé pour soi-même. [2.415 #6507] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Mananatra ny tsy mpankasitraka : sasatra, nefa tsy mahita soa amin' izy ireo. [2.415 #6473] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Admonester des gens qui le prennent mal : on se fatigue mais on n' en retire pas de profit. [2.415 #6473] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Mananatra ny zaza ary nify, ka ny lambany no ariany. [2.415 #778]
Mananatra ny zaza ary nify, ka ny lambany no ariany, na ny fo zaka no enti-mananatra. [2.165 #422] Mananatra ny zaza ary nify: ny lambany no ariany. [2.653 #1506] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Admonestez un enfant qui pousse ses dents : de dépit il jette son lamba. [2.415 #778]
Quand vous réprimandez un enfant qui a toutes ses dents, il jette son lamba (c. à. d. il se fâche), à moins que vous n' usiez de beaucoup de douceur. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il vaut mieux se taire ; ce proverbe se disait des inférieurs qu' on avait charge de réprimander et qu' on reprenait inutilement. [2.415 #778] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Mananatra zaza tsy nateraka mahabe foto-tsofina. [2.653, 2.415]
Maniraka andevo tsy nohinary, mahabe foto-tsofina. [2.415 #566, 2.653] Maniraka ny zaza tsy nateraka, ka mahabe vavorona. [2.415 #922, 2.653 #1618] Maniraka zaza tsy nateraka, ka mahavizam-bava. [2.558 #2111] Zanaka tsy nateraka, mahabe vavorona. [2.165 #1874, 2.415 #953] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Des enfants qui ne sont pas à vous dilatent les narines, c.à.d. vous mettent en colère. [2.165]
Des enfants qu' on n' a pas engendrés vous agrandissent les narines. [2.415] Envoyer au travail ou en commission un enfant qu' on n' a pas mis au monde, cela fait élargir les narines. [2.415 #922] Envoyer travailler un esclave dont on n' est pas le maître, cela fait gonfler le dessous des oreilles. [2.415 #566] Réprimander un enfant d' un autre lit, c' est se gonfler le cou et s' égosiller : il n' écoute pas. [2.415 #973] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ils font mettre en colère. [2.415 #953]
Les esclaves n' obéissent qu' à leur maître et il faut crier après eux pour les faire travailler. [2.415 #566] Les rapports entre les marâtres et les enfants sont difficiles et les marâtres s'égosillent à crier après les enfants pour les faire travailler ; ce proverbe se disait des rapports entre les maîtres et les subordonnés. [2.415 #922] Se disait de la difficulté de commander aux enfants des autres. [2.415 #973] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Manasa ny be kibo, ka ny vary no lany ; mananatra ny adala, ka ny vava no vizana. [2.165 #1595, 2.415 #6474, 2.558 #137] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Invitez un grand mangeur, et il vous consommera tout votre riz; reprenez un sot, et vous vous fatiguerez la bouche. [2.165 #1595]
Si on invite un gros mangeur, il mange beaucoup de riz, si on reprend un sot, on se fatigue la bouche. [2.415 #6474] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Mpitovo mananatra mpanambady : hendry, ka tsy manan- Mpitovo mananatra ny manana. [1.1] Mpitovo mananatra ny manana, handry ka tsy manan- Mpitovo mananatra ny manana : hendry, ka tsy manana ho an-tena. [2.653 #1991] Mpitovo mananatra ny mpanambady, ka handry tsy manan- Mpitovo mananatra ny mpanana : mahay ka tsy manan- | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny tanora tia manorotoro hevitra, ka izy tsy mbola nitondra tokantrano indray no mba mananatranatra ny efa manambady. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Célibataire qui admoneste un homme marié : il est sage, mais pas pour lui-même ! [2.415 #6515]
Un jeune homme non marié donnant des conseils à un homme marié: il a de la sagesse (pour les autres), mais n' a pas de femme lui-même. [2.165] Un jeune homme (ou: un célibataire) qui donne des conseils à celui qui est marié: il s' y connaît sans être marié lui-même! [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Nahoana no izaho atody indray no hananatra ny efa foy ? [2.558]
Nahoana no izaho atody indray no hananatra ny foy ? [2.415 #6516, 2.653 #2046] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pourquoi moi, qui suis encore dans la coque, ferais-je des recommandations à ceux qui sont déjà éclos ? [2.415 #6516] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Formule de prudence avant de donner un avis. [2.415 #6516] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Nananatra an' Andriamatoa adala, ka Ifaralahy no nandatsaka am-po. [2.558 #2740]
Nananatra an' Andriamatoa adala, ka Rafaralahy no mandatsaka am-po. [2.415 #6480] Nananatra an’ Andriamatoa adala, ka Rafaralahy no nandatsaka am-po. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On a fait des réprimandes à Andriamatoa, l' aîné des garçons qui est un étourdi, et c' est Rafaralahy, le plus jeune, qui grave tout cela dans son coeur et en profite. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Ny mbola any ankorany indray no mananatra ny efa foy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsy tokony ny zazavao indray no hanoro ny efa za-draharaha (mitovy amin' ny hoe ny mpitovo mananatra ny manana). [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Ny nenina tsy aloha hananatra, fa aoriana handatsa. [2.415 #6428]
Ny nenina tsy eo aloha hojerena, fa aoriana handatsa. [2.558 #3169] Ny nenina tsy mba aloha hananatra fa avy aoriana handatsa. [1.1] Ny nenina tsy mba mipetraka hatao mbay lalana, tsy mitsidika hatao mandrosoa, tsy aloha hananatra, fa aoriana handatsa. [2.415 #6429] Ny nenina tsy mba roahina eo aloha, tahaka ny ondry ; fa avy manaraka, tahaka ny alika. [2.653 #2362, 1.1] Ny nenina tsy mba roahina eo aloha, tahaky ny ondry ; fa avy manaraka tahaka ny alika. [2.974 #454] Ny nenina tsy mba roahina eo aloha tahaky ny ondry, fa avy manaraka tahaky ny alika. [2.415] Ny nenina tsy mipetraka hatao "Mbay làlana" , ary tsy mitsidika hatao "Mandrosoa" , fa aoriana vao mandatsa. [2.165] Toy ny nenina : tsy mitsidika hatao mandrosoa, tsy mipetraka atao mbay lalana, fa aoriana vao avy mandatsa. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le regret n' est pas assis pour qu' on lui dise: "Laissez-moi passer" , et il ne frappe pas à votre porte pour qu' on lui dise: "Entrez" , mais ce n' est qu' après qu' il' vous insulte. [2.165]
Le regret ne vous précède pas, comme font les brebis, il vous suit comme font les chiens. [2.974 #454] Le remords ne marche pas en avant comme les brebis qu' on pousse devant soi, il suit comme les chiens. [2.415 #6430] Le remords n' est pas comme quelqu' un d' assis à qui on demande la permission de passer, ce n' est pas quelqu' un qui fait visite et à qui on dit d' entrer : il ne vient pas avant l' acte pour avertir, mais après pour reprocher. [2.415 #6429] Le remords n' est point un conseiller prévenant, mais un critique de ce qui a été fait. [2.415 #6428] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C. à. d. il arrive à votre insu et en ennemi. [2.165]
Il ne vient qu' après l' action. [2.415 #6430] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Raha mananatra ny adala, aleony matory toy izay mba hihaino ; ary raha mananatra ny hendry, ny ao an-tsaina be, ny an' olona alainy koa. [2.415 #6525, 2.653 #2687] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand on fait la leçon à un étourdi, il aime mieux dormir que d' écouter ; mais quand on fait la leçon à un sage, il a déjà bien des choses dans sa tête, et cependant il recueille encore ce qui lui vient des autres. [2.415 #6525] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||