|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maitso mavana
Singan-teny  2  maitso, mavana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ny ahitra milenodenoka, na ny lokon-javatra mitovy amin' izany: Maitso mavana izany lohasaha izany ka maha-te hipetrapetraka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#420] vert brillant tirant sur le jaune
Ohatra  6  maitso mavana noho ny fitsirin' ny ahitra ny vohitra. [2.470]
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (2/2)105  maitsomavana
Singan-teny  106  maitso, mavana
Sokajin-teny  107  anarana
Fanazavàna teny frantsay  108  [1.3#420] nom d'une perle
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  221  maitso mavana, maitsomavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08